Entry korise
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-dantelina atao amin' ny kofehy ba, ka vy kely mifaraingo no ampidirana sy isintonana ny kofehy [1.1]
Explanations in French Ouvrage fait au crochet. [1.3]
Examples Zazavavy mahay zavatra rahateo koa moa izy, ka efa nahavita kitapo misy dantelina miharo venizy sy korise hasiana ny fihirana, mba hovimbinina toy ny fanaon'ny Madamabe. [1.222]
Vocabulary 
Origin French: crochet.

Anagrams 

Updated on 2023/02/28