Entry | konseritra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Hiran-javamaneno isan-karazany atao indray miaraka; indraindray koa anefa tantara an-dampihazo ataon' ny fiangonana protestanta [1.1] | |
Explanations in English | A concert; a church-sponsored musical show [1.7] | |
Explanations in French | Concert [1.8] | |
Vocabulary | Music: (in general) | |
Origin | French: concert. | |
Updated on 2020/07/31 |