Entry kana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1]
Explanations in French Habile, rusé, roué [1.3]
Compound words 

Entry karana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (fihasimban' ny hoe harana).
Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
Vocabulary 
Synonyms rikarikan-taolana
Compound words 

Entry karana
Part of speech noun
Explanations in French Armature, canevas [1.13]
Compound words 

Entry karaña
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Brisants. (rìva). [1.19]
Vocabulary 

Entry kana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo [1.1]

Entry Kana
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1]
Explanations in English An East Indian or Pakistanese [1.7]
Explanations in French Indien ou Pakistanais [1.8]
 Indien, Hindou [1.13]
Vocabulary 

Entry Karàna
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Cheran [2.996]
Explanations in French Kerân [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Kerana
Biblical quotes 

Updated on 2023/07/31