Entry karatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [1.1]
Explanations in English A card, a ticket [1.7]
Explanations in French Carte d'entrée, billet [1.8]
Synonyms bie
Compound words 

Entry karatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana
Mitovy hevitra: hajia ~ hetra ~ isam-pangady ~ tongoamihonkona ~ vodihena [1.1]
Compound words 
Origin French: carte.
Analogs  karamanga

Entry karatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [1.1]
Vocabulary 
Synonyms karatra filalaovana
Compound words 
Analogs  joro ~ lalitra ~ tangontsotrobe ~ samamena
Illustrations 

Updated on 2023/08/21