Entry kaporaly-sefo
Elementary words kaporaly ; sefo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà izay amboniny sy ny kaporaly tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny quartier-maître kilasy voalohany amin' ny tafika andranomasina [1.1]
Vocabulary 
Origin French: caporal-chef.

Updated on 2023/01/01