Entry | kansera | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Aretina nantsoin' ny teo aloha hoe homamiadana miseho amin' ny fivontosan' ny taova iray izay mitombo tsy ara-dalàna ka mananika amin' ny faritra hafa ary dia miely eran' ny tena ka manambaka ny aina; ny ankabeazan' ny kansera vao miforona dia mety ho sitrana raha tsaboina amin' io fotoana io [1.1] | |
Vocabulary | Health | |
Origin | French: cancer. | |
Updated on 2020/07/31 |