Entry hofana (hofa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany
Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1]
Morphology 
Present : hofana, hofako, hofanao, hofany, hofantsika, hofanay, hofanareo, hofan', hofan-, hofam-, hofa-
Past : nohofana, nohofako, nohofanao, nohofany, nohofantsika, nohofanay, nohofanareo, nohofan', nohofan-, nohofam-, nohofa-
Future : hohofana, hohofako, hohofanao, hohofany, hohofantsika, hohofanay, hohofanareo, hohofan', hohofan-, hohofam-, hohofa-
Imperative : hofao
Other spellings 

Entry hofana (hofa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay [1.1]
Explanations in English To be rented from someone [1.7]
Explanations in French Qu'on loue de quelqu'un [1.8]
Morphology 
Present : hofana, hofako, hofanao, hofany, hofantsika, hofanay, hofanareo, hofan', hofan-, hofam-, hofa-
Past : nohofana, nohofako, nohofanao, nohofany, nohofantsika, nohofanay, nohofanareo, nohofan', nohofan-, nohofam-, nohofa-
Future : hohofana, hohofako, hohofanao, hohofany, hohofantsika, hohofanay, hohofanareo, hohofan', hohofan-, hohofam-, hohofa-
Imperative : hofao

Entry hofaña
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Kankana mena monina amin'ny tany mandomando [1.78]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31