Entry hazofijaliana
Elementary words hazo ; fijaliana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy / Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha [1.1]
Examples 
1teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty. [2.59]
2Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana? [1.369]
3Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy. [2.270]
Vocabulary 
Compound words 
Analogs  lakroa

Entry hazofijaliana
Elementary words hazo ; fijaliana
Part of speech noun
Explanations in French  [Merina] (nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L. (Passifloraceae) et espèces voisines. Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles. Voir girenadrelina. [1.196]
Scientific name Passiflora incarnata
Vocabulary 

Updated on 2023/08/26