Entry haisoratra
Elementary words hay ; soratra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy [1.1]
Explanations in English Prose [1.7]
Explanations in French Prose [1.8]
 Littérature [1.5]
Examples 
1Tantaran ny Haisoratra malagasy, Fizarana I. [2.285]
2Raha fintinina izany, dia azo lazaina fa tsy mitovy velively ny lanjan'ny fanabeazan'ny harivolana eo amin'ny fiarahamonina miaina amin'ny teny, sy ny an'ny haisoratra ao amin'ny fiarahamonina fehezin'ny soratra. [2.606]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/05/23