Entry fenofeno (feno)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Malahelo na tezitra fatratra, nefa toa tsy afaka mivoaka ny alahelo na ny hatezerana [1.1]
Explanations in French Avoir mal au coeur [1.54]
Vocabulary 
Analogs  dimpoana ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ mihoaka ~ milebolebo ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa

Updated on 2023/01/20