Entry fasika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
Explanations in English Sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
 Sand [1.7]
Explanations in French Sable [1.8]
Examples 
1Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana. [2.356]
2Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika. [2.442]
Vocabulary 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs 

Entry fasika
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay [1.1]
Explanations in English Fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11