Entry fandry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra
Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [1.1]
Examples Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena. [2.285]
Derivatives 
Compound words 

Entry fandry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [1.78]
Vocabulary 
Synonyms fandrana

Entry fandry
Part of speech noun
Explanations in French  [Sakalava] Plante non identifiée dont on mange les graines. On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat). Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux ( eso : moquerie, se moquer de quelqu'un). [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/12/31