Entry fanalana (ala)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1]
Explanations in English [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2]
 The act of removing [1.7]
Explanations in French Action de prendre, d'ôter [1.8]
Examples Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra. [2.245]
Synonyms fanala
Compound words 

Entry fanalana (ala)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1]
Explanations in French Soustraction [1.13]
Vocabulary 
Synonyms fangalana
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/09/02