Entry fameriny (verina)
Elementary words famerina
Part of speech noun famerina and pronoun
Explanations in Malagasy Ny vola madinika averina amin' ny vola omen' ny mpividy raha vola tsy vaky mihoatra noho ny vidin' ilay entana no nomeny [1.1]
Examples Folo taona lasa izay, hoy ny fameriny ny teniny, sady nanao dian'olona toa very hevitra izy. [2.324]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/01