Entry eoropeanina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny fitambaran' ny firenena 33 eo ho eo monina any amin' ny tanin' i Eoropa, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao
Mikasika an' i Eoropa, an' i Eoropa na avy any Eoropa: Maro karazana ny teny eoropeanina [1.1]
Vocabulary 
Origin French: européen.
Analogs  Eopa

Updated on 2020/07/31