Entry egò
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  folo (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò [1.1]
Explanations in French Charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3]
Examples Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego. [2.356]
Vocabulary 

Updated on 2023/02/21