Entry diosezy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. diocèse] (Fiv. kat.) Faritany eo ambany fitondran' ny eveka iray, izay mandidy mahatapaka eo amin' io faritra io rehefa manaraka ny sori-dalan' ny Eglizy [1.1]
Vocabulary 
Origin French: diocèse.

Updated on 2020/07/31