Entry dila
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa: Dila ny amin' ny efatra, tsy hitanao eto intsony aho [1.1]
  [Tambahoaka] Nidify [1.78]
Explanations in English  [Provincial] Not caught, imperfectly heard: dila ny sofiko: I have not heard well ~ dila vava aho: I was wrong in what I said ~ dila lalana: got into the wrong way ~ dila anaka: not having found one's child [1.2]

Entry dila
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Ampombo [1.78]
Vocabulary 
Synonyms lila

Anagrams 

Updated on 2020/07/31