Entry demôkraty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona mandala ny demôkrasia [1.62]
Explanations in English Democrat [3.1]
Explanations in French Démocrate [3.1]
Examples Raha izany no miseho, tsy misy demokraty hanohitra fifidianana, tsy hisy afaka handà ny didy avoakan' io fifidianana io. [4.27]
Vocabulary 
Origin French: démocrate.
Analogs  demôkrasia ~ demôkratika

Updated on 2020/07/31