Entry demôkrasia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahefan' ny vahoaka
Fanjakana, fitondram-pirenena isehoan' ny fahefan' ny vahoaka [1.62]
Explanations in English Democracy [3.1]
Explanations in French Démocratie [3.1]
Examples 
1Maharitra roa na telo volana ny fandinihana azy io any amin' ny firenena anjakan' ny demokrasia. [4.27]
2Ny demokrasia sy ny feni-kevitra momba ny Fanjakana tan-dalàna no fototra iorenan'ny Repoblika. [1.320]
Vocabulary 
Origin French: démocratie.
Analogs  demôkraty ~ demôkratika

Updated on 2020/07/31