Entry boriky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ampondra [1.1]
Examples 
1Tsy nihinana ny nofon' ny boriky ny Jiosy; [1.38]
2kely izy noho ny soavaly ary lava orona tahaka ny boriky; [1.38]
Vocabulary 
Compound words 
Origin French: bourrique.
Proverbs 
Articles 

Entry boriky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona donendrina, tsy mahalala na inona na inona fa bado velona: Ilay boriky vavy itỳ [1.1]
Origin French: bourrique.

Anagrams 

Updated on 2022/07/30