Entry bomba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mitovy hevitra amin' ny omba [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Derivatives 
 

Entry bomba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahan-tafondro, izay bala lehibe misy vy sy vanja [1.1]
 Jereo baomba [1.62]
 [ baomba ] Zavatra voavoatra natao handravana na handrehetana izay iantefany rehefa alefan' ny tafondro na milina hafa [1.62]
Explanations in English A shell, a bomb. [Eng. bomb] [1.2]
Explanations in French Bombe [Fr. bombe] [1.3]
Examples Ary izao, dia vao nasiany ny Farantsay indray Mahanoro, ka maro no bomba nameliny tao [2.59]
Vocabulary 
Origin English: bomb. French: bombe.
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2021/10/15