Entry batavia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' akondro bozenizeny fa be voa [1.1]
Explanations in English A variety of banana. See under akondro. [1.2]
Explanations in French  [Tankarana] Variété de bananier ; fruits abondants, bananes jaunes-verdâtres. [1.19]
  [Betsimisaraka] Variété de bananier, Musa paradisiaca L. (Musaceae), toujours naine, probablement importée de Java. Apprécié pour les plantations parce que d'un entretien plus facile. [1.196]
Scientific name Musa paradisiaca
Examples orona kosa anirian' ny viha toa akondro batavia, milenodenoka, ary somary mihataka kely lavidavitra eny ny ravinala mipararetra tsofin' ny rivotra, dia ravintatamo no mitalapetraka eny ambonin' ny rano, tetezin' ny taleva lava tongotra. [2.499]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31