Entry bakteria
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana mikraoby zavamaniry, ka mitsinjara efatra indray izy ireo, dia ny basila, ny kaoka, ny vibrio ary ny spiroketa [1.1]
 Anarana ilazana mikrôby iray tokantsela tsy misy vihy, karazana bibikely tsy hita maso miandraikitra ny fanovana ny azôty ho azon'ny zavamaniry ampiasaina amin'ny fiainany [1.13]
Explanations in French Bactérie [1.13]
Vocabulary 
Origin French: bactérie.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31