Entry añimbaratra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anina avy avaratra; karazan-drivotra mitsoka amin' ny fararano, manambara fiavian' ny oram-be [1.1]
Explanations in English  [Provincial] A breeze from the north [1.2]
Vocabulary 
Hypernym rivotra
Co-hyponyms alapoie, ambarao, ampalo, ampela, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Updated on 2023/03/19