Entry | arsidiosezy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | (Fivavahana katolika) Fitantanana diosezy maromaro na vitsivitsy mifanakaiky; ny eveka eo amin' ny renivohitry ny arsidiosezy dia antsoina hoe arseveka [1.1] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Origin | French: archidiocèse. | |
Updated on 2020/07/31 |