Entry aroa
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Ary [1.78]
 Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa hahita vola ao ianao [1.1]
Explanations in English Yonder, at that place, but not seen. [1.2]
 There very far away (not in sight) [1.7]
Explanations in French  [Taisaka] Là-bas [1.82]
 Là-bas, bien loin, pas visible [1.8]
Morphology 
Present : aroa
Past : taroa
Future : ho aroa
Derivatives 
Compound words 
Analogs  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entry aroa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Roa [1.78]
Vocabulary 
Synonyms roay ~ aro

Anagrams 

Updated on 2023/02/22