Entry | armonia | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavamaneno misy fitendrena tsindriana amin' ny rantsantanana izay mamoaka feo satria io fitendrena voatsindry io manokatra rindra izay ivoahan' ny rivotra avy amin' ny tafoforana tsindritsindriana amin' ny tongotra [1.1] | |
Examples | ny mpitendry armonia irery no tsy taitra.
[2.470] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Origin | French: harmonium. | |
Anagrams | amarino, amirano, amorina, armonia, mairona, mañaroy, manoira, manoria, maorina, maroina, mianora, miraona, moraina, moriaña, rano may |
Updated on 2023/03/19 |