Entry aositritsy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-borona avo no sady lava tenda, 2m60 ny haavony, goaibe (100kg), izay mivelona an' andiany any an-tany efitra; fohy dia fohy ny elany fa ny tongony kosa mahery mandeha fa mety hahavita 40 km isan' ora [1.1]
Vocabulary 
Origin French: autruche.

Updated on 2020/07/31