Entry antsipilavaka
Elementary words antsipy ; lavaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka [1.1]
Explanations in English [lavaka, a hole.] A game of pitching pebbles into a hole at a given distance. [1.2]
Vocabulary 
Synonyms tsipilavaka

Updated on 2023/12/07