Entry antidote
Part of speech masculine noun
Explanations in Malagasy Odi-poizina [1.4, 1.9]
 Fandresam-poizina [1.4]
 Famonoana poizina [1.9]
 Fiarovana [1.4, 1.9]
Examples 
1Le travail est un antidote contre l'ennui (Ny fanaovan-taozavatra no fiarovana ny fahasorisorena) [1.4]
2Le travail est un antidote contre l'ennui (Ny miasa dia fiarovana amin' ny fahamonamonainana noho ny tsy fisian' ny atao) [1.9]

Entry Antidote
Part of speech name (book title)
Author Rabemananjara Jacques
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/04/02