Entry anamalaho
Elementary words ana- (anana) ; malaho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo
Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces)
Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy [1.1]
Explanations in English Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc. [1.2]
 A strong aromatic leafy vegetable [1.7]
Explanations in French Herbe potagère au goût aromatique amer [1.8]
Scientific name Spilanthes oleraces
Examples 
1Ary ny Anamalaho sy ny Ambiaty koa dia toa tsy misy fitoviany akory raha araka ny fijerintsika azy, nefa miray toko izy roa. [1.357]
2Tsy nisy nataotao foana ny zavatry ny fiainana fahiny, ary nankatoavina, ka nanjary anamalaho sy havozo teo amin' ny fiainana [2.245]
Vocabulary 
Phytonyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/12/09