Entry ampongabe
Elementary words amponga ; be
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Amponga misy hoditra roa, velezin' ny tanana havanana amin' ny tsorakazo sahabo ho vehana nasiana lamba bokony eo amin' ny tendrony ilany; ampiarahina mandrakariva amin' ny langorona [1.1]
Explanations in French Grosse caisse [2.415]
Vocabulary 
Hypernym zavamaneno
Co-hyponyms adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo
Proverbs 

Entry ampongabe
Elementary words amponga ; be
Part of speech noun
Explanations in French La pièce de cinq francs à l'effigie de Charles X, et celle à l' effigie de Napoléon III, parce que les armes gravées au verso ressemblaient à une grosse caisse [2.415]
Vocabulary 

Updated on 2023/03/19