Entry ampanonona (tonona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' ankamantatra saingy ny filazana ilay zavatra hovinanina no amin' ny teny fohy no anaovana azy: Inona dry izany: Tanora banga, antitra vao boribory? (volana) [1.1]
Vocabulary 
Other spellings 
Analogs  ankamantatra ~ ankifidy

Updated on 2020/07/31