Entry adiji
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà-sefo amboniny sy ny serizà-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître tsotra amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Vocabulary 
Compound words 
Origin French: adjudant.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31