Entry Tahân > taha-
Part of speech morphological form of tahaka
Compound words 

Entry Tahân > taha
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Fanomezan'ny mpampirafy ny vadiny tranainy rehefa maka vady vaovao izy: Manome taha [1.78]
 Karazan-tsazy atao onitry ny zavatra tsy ara-dalàna natao tamin' olona
Vola na zavatra nomen' ny lehilahy ny vadiny voalohany raha manaiky ny hirafy amin' ny vehivavy hafa io vehivavy io
Onitra nomen' ny mpiampanga ilay olona nampangaina raha ohatra ka voamarin' ny fampinomana fa tsy manan-tsiny ilay io
Fampitoviana olona na zavatra maro mba hahafantarana izay tsara na lehibe na ambony kokoa
Vola alatsaka ao anaty renirano hitana mba ho tafita soa aman-tsara ireo mita [1.1]
Explanations in English A payment of compensation; a comparison [1.7]
Explanations in French Compensation, dédommagement : comparaison [1.8]
 Taux [1.13]
 (toute l'île). Dédommagement donné par l'accusateur à l'accusé lorsque celui-ci était reconnu innocent ayant surmonté l'épreuve ordalique. Voir hazontaha. Aussi : préparations végétales propitiatoires, souvent accompagnées de menue monnaie, qu'on jetait dans la rivière avant de passer à gué, pour ne pas être happé par les crocodiles. [1.196]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 

Entry Tahân > taha
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Fitsaboana [1.78]
 Fitsaboana [1.13]
Explanations in French Soin [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Entry Tahân > tahana (taha)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny vadibe nomena taha: Notahan-dRakoto Rasoa dia nampakatra bodokely indray ny anao lahy
Enti-milaza ny renirano nandatsahana vola mba ho tafita soa aman-tsara ny tena [1.1]
Morphology 
Present : tahana, tahako, tahanao, tahany, tahantsika, tahanay, tahanareo, tahan', tahan-, taham-, taha-
Past : notahana, notahako, notahanao, notahany, notahantsika, notahanay, notahanareo, notahan', notahan-, notaham-, notaha-
Future : hotahana, hotahako, hotahanao, hotahany, hotahantsika, hotahanay, hotahanareo, hotahan', hotahan-, hotaham-, hotaha-
Imperative : tahao

Entry Tahân > Tahana
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Tahana [2.996]
Explanations in Malagasy  [1.38]
Explanations in English Tahan [2.996]
Explanations in French Tahân [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Tehena

Entry Tahân > Tahana
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Tahan [2.996]
Explanations in French Tahân [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Tehena
Biblical quotes 

Anagrams 

Tahân   
Tahana
Tahan [2.996]
Tahana
Tahana [2.996]
Tahan [2.996]
Tehena
Tahan [2.996]

Tahân   
Tahana
Tahân [2.996]
Tahana
Tahana [2.996]
Tahân [2.996]
Tehena
Tahân [2.996]