Entry Rasoamanarivo
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Examples He fa nentanin' ny hafanam-pony hiaro ny Eglizy vao nitsimoka Rasoamanarivo teto an-tanindrazany, ka tsy nitsitsy aina amam-pananana ary tsy niraharaha izay baràka ho afaka na izay fahafatesan-kihàtra! [2.296]
Vocabulary 
Compound words 
Titles Victoire Rasoamanarivo

Updated on 2023/10/22