Entry Rangory
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Examples Rangory, niteraka andRatsimiraho sy Rakalavao [2.48]
Vocabulary 

Entry Rangory
Part of speech proverbial name [full list]
Examples 
1izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no Rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao. [2.472]
2Nandre ny lazanao aho
Rangory monina anosy
nita lakana omaly aho
ka nitsipa-dakana indray
izany hianao hono
raha tsy ariary folo lelavola
tsy mandeha
[2.131]
Compound words 

Entry Rangory
Part of speech name (book title)
Author Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/08/11