Entry ikaloy (kalo)
Part of speech imperative of relative verb ikaloana [full list]
Explanations in French  [1.3]

Entry Ikaloy
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ... [1.10]
Vocabulary 
Analogs  Ny Tendrombohitra Roambinifolo

Anagrams 

Updated on 2022/10/13