Entry Foloalindahy
Elementary words folo ; alina ; -dahy (lahy)
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy Anarana nomena ny miaramilan' Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran' ny antoko-miaramila rehetra eto amin' ny firenena. (Nokendren-dRadama ny hanana tafika toy ny Vazaha, izay mianatra matso, fitifirana, sarin' ady ka folo alina na iray hetsy no isa noheveriny hotratrarina) [1.1]
Explanations in English The one hundred thousand men, which is the name given to the army. [1.2]
Explanations in French Cent mille hommes. On donnait ce nom à l'armée, parce que le souverain prétendait audacieusement pouvoir mettre en campagne cent mille soldats [2.415]
Examples 
1Tsy ravàna ny Foloalindahy fa ampitomboina. [2.508]
2Fa matoky aho, ray ambanilanitra sy foloalindahy! [2.298]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/04