Entry Bokim > vokina
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Enjambée, faîtage [1.19]

Anagrams 

Entry Bokim > boky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ravin-taratasy maro misy sora-pirinty voatambatra ho iray: Ny boky no ioharanom-pahalalana sy fahaizana ~ Manoratra boky ~ Manonta boky [1.1]
Explanations in English A book [1.2, 1.7]
Explanations in French Livre [1.8]
Compound words 
Hyponyms Alika iray sy boky roa (Rapatsalahy Paul)
Ny Bokin-dRakotovao
Origin English: book.
Article 
Illustrations 

Entry Bokim > boky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Votry, tranombitsika [1.78]
Vocabulary 

Entry Bokim > boky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Biby mampinono mpamono voalavo [1.1]
Explanations in English  boky boky [2.504]
Vocabulary 
Synonyms boky boky
Compound words 

Entry Bokim > boky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Anaram-borona, sadakely [1.78]
Vocabulary 

Anagrams 

Bokim   
Bokima
Bokim [2.996]