Entry Ain > -ay
Part of speech morphological form of -nay
Tables and plates all the pronouns

Entry Ain > ay
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Eny, ampiasaina raha ohatra ka misy miteny zavatra amin'ny teny ka manaiky azy [1.78]
Explanations in English  [Provincial] An expression of like or dislike, gladness, or astonishment. Nay, not [1.2]

Entry Ain > ay
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka, Tanosy] aina [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Vie, corps [1.82]
  [Vezo] Contraction ou dilatation, effort, force, forme, souffle, vie, vigueur [1.68]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 

Entry Ain > ay
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Bara] aiza [1.78]
Synonyms aia

Entry Ain > Ay
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Ay [2.996]
 Ai [2.996]
Explanations in French [2.996]
Examples Dia niakatra ny olona ka nisafo an'i Ay. [2.996]
Vocabulary 
Other spellings 
Biblical quotes 
Articles 

Entry Ain > aim-
Part of speech morphological form of aina
Examples 
1Ny aim badinao aza efa nafoinao tao koa. [2.895]
2Ny fitepon' ny aim-bahoaka no mahalahelo ahy. [2.296]
3Iankinan'ny aim-pirenena ny Fanagasiana ny Fampianarana, ary ny aim-pirenena tsy azo anaovana an-kambo. [2.503]
Morphology 
Simple : aina, aiko, ainao, ainy, aintsika, ainay, ainareo, ain', ain-, aim-, ai-

Entry Ain > aim
Part of speech active verb
Explanations in English To aim: mikendry, mikasa [1.17]

Entry Ain > aim
Part of speech noun
Explanations in English  fikendrena, izay kendrena [1.17]

Anagrams 

Entry Ain > aina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony
Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra
Hery sy fahatanjahana: Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona [1.1]
Explanations in English Life [1.2, 1.7]
 Animal life, strength. [1.2]
 Breath [1.7]
Explanations in French Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants)
Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé)
Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible)
Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort [1.3]
 Vie; souffle [1.8]
Examples Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina. [2.470]
Morphology 
Simple : aina, aiko, ainao, ainy, aintsika, ainay, ainareo, ain', ain-, aim-, ai-
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry Ain > a~ina
Part of speech circumfix [Words with a~ina]

Entry Ain > AINA
Part of speech noun (acronym) [full list]
Explanations in French Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa [4.43.fr.2017.06.24]
Vocabulary 
Tables and plates Acronyms

Anagrams 

Ain   
Aena
Ain [2.996]