Entry zavona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona. [1.1]
Explanations in English Mist, fog [1.7]
Explanations in French Brouillard [1.3, 1.8]
 Brume [1.8]
Examples 
1Zavona fotsy no isatrohany matetika. [2.499]
2Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324]
3Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [2.470]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : zavona, zavoko, zavonao, zavony, zavontsika, zavonay, zavonareo, zavon', zavon-, zavom-, zavo-
Prefixed : -javona, -javoko, -javonao, -javony, -javontsika, -javonay, -javonareo, -javon', -javon-, -javom-, -javo-
Derivatives 
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/05