Entry tsika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo maromaro atsatoka (1, 50 m ny haavony ary 0, 08 m ny elanelany avy) izay amatorana tsorakazo na volotsangana na volobao mitsivalana (4, 50 m ny halavany), ka ny fitambaran' ireo dia atao fefy [1.1]

Entry tsika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fivoahan' ny rano tsikelikely -- zara raha hita -- manamika na manorika avy ao anaty tany [1.1]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry -tsika
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Isika [1.78]
 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entin'ny olona maro milaza zavatra iombonany amin'ny olona iresahany: Ity ny tranontsika, anaka, ka mandrosoa. / Atao ahoana ireto zanantsika, Rasoa? [1.1]
Explanations in English Ours; by us, inclusive of those spoken to. Compare -nay.
When added to passive and relative verbs ending in -na, the a of the verb is rejected and the two n's coalesce.Raintsika [ray, a father]. Our father.Lazaintsika [lazaina]. Told by us.
When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra, the full suffix -ka or -tra is rejected and also the n of the pronoun. Satrotsika [satroka, a hat]. Our hat. Tongotsika [tongotra, a foot]. Our feet. [1.2]
 Ours; by us (inclusive) [1.7]
Explanations in French Notre, nos, de nous, par nous. Ny lovantsika: notre héritage. Matintsika: tué par nous. Ambanintsika: au-dessous de nous. [1.3]
 De nous, par nous (inclusif). Notre, nos [...] [full text in 1.5]
 À nous, notre, par nous (inclusif). [1.8]
Analogs  -ntsika
  isika ~ antsika
Tables and plates all the pronouns

Anagrams 

Updated on 2023/09/10