Entry s
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts: Zavatra soa = zavatsoa. Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa, ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + soratra = manoratra. [1.1]
Explanations in French Dix-septième lettre et treizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Analogs  abidỳ
Tables and plates The Alphabets
Articles 
Illustrations 

Entry S
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  Solifara. Singa mivaingana, faha-16 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English Sulfur. [3.1]
Explanations in French Soufre. [3.1]
Vocabulary 

Updated on 2022/08/14