Entry |
papango
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho. [1.1]
|
Explanations in French | Oiseau papangue [2.415]
|
| Papangue [1.54]
|
| Nom d'un oiseau, le milan malgache [1.196]
|
Examples |
1 | Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango.
[2.471]
|
2 | Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy
[2.996]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
papango
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Se disait des voleurs [2.415]
|
Compound words |
|
|