Entry n
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy
Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Explanations in French Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache et la dizième des consonnes. [1.3]
Analogs  abidỳ
Tables and plates The Alphabets
Articles 
Illustrations 

Entry -n-
Part of speech particule [full list]
Explanations in Malagasy Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy izao izany: atovana amin'ny anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon' olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza) [1.1]

Entry N
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  Azôty na nitirôzenina. Singa mietona, fahafito amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English Nitrogen [3.1]
Explanations in French Azote [3.1]
Vocabulary 

Updated on 2022/08/14