Entry mifetsy (fetsy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mangalatra amim-pahakingana: Fadio ny mifetsy zavatr' olona, rankizy [1.1]
Explanations in English To deceive, to impose on, to beguile, to circumvent. [1.2]
 To trick, to get the best of [1.7]
Explanations in French Tromper par des ruses [1.8]
Examples mba tsy hisy hanao saina hifetsy ny rahalahiny amin'izany [2.996]
Morphology 
Present : mifetsy
Past : nifetsy
Future : hifetsy
Imperative : mifetse

Anagrams 

Updated on 2023/01/20