Entry maro
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro
Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka [1.1]
Explanations in English Many [1.7]
Explanations in French Beaucoup, nombreux [1.8]
Examples 
1ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra. [2.324]
2Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanàna manodidina: [2.471]
Derivatives 
Synonyms betsaka
Antonyms 
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Toponyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/11