Entry mahitsy (hitsy)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin' ny nahapotrahanao
Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an' iny lala-mahitsy iny
Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin' itỳ zaza itỳ [1.1]
Explanations in English Straight, correct [1.7]
Explanations in French Droit, être droit, direct, sans détour, juste, exact, correct: Mahitsy io làlana io (Ce chemin est droit, direct) ~ Mahitsy ny fiteniny (Son langage est correct) [1.3]
 Droit, correct [1.8]
Examples 
1Satria, mahitsy ka mety hanafintohina. [2.245]
2Na indray mandeha aza, hoy izy nijery ahy mahitsy. [2.5]
Antonyms 
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 

Entry Mahitsy
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -23.1666667, 47.4166667
-18.8, 47.1666667
-18.7333333, 47.3333333

Anagrams 

Updated on 2023/07/13